Teny iditra | 1 Ikoto |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] a common name for little boys |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] nom de garçon |
Ohatra |
5 [2.298#] Raha avy nanao hasoavana, dia Ilaidama no niofo ho ikoto. 6 [1.508#] Tsy nisy nijanona raha tsy ikoto sy Iboto mbola zazalahy kely. |
Voambolana |
7 Fanampin' anarana (lahy) |
Tsipelina hafa | 8 koto |
Mpanahaka | 9 ikalakely |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 Ikoto, tokio, tokoy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |