|
|
|
|

Teny iditra1  ilasiray
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bola izay 0, 30 fr. ny sandany; toy izao no niforonany: ila (voamena) sy iray (voamena)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [sy, and iray, one.] threepence ; lit. one half and one, ie. One half (of twopence) and one (twopence). Pronounced lasiray.
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  ila, iray
Tsipelina hafa  7  lasiray

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12