Teny iditra | 1 lasiray |
Singan-teny | 2 ila, iray |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] same as ilasiray |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] un voamena et demi; le seizième de la piastre |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny lasiray io |
Fivaditsoratra | 9 alasiry, isilara, lasiray |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |