Teny iditra ilasiroa
Singan-teny ila ; roa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Ohatra Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31