|
|
|
|

Teny iditra1  lasiroa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] same as ilasiroa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] deux voamena et demi
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  7  ila, sy, roa

Fivaditsoratra  8  alasiro, asalory, asilaro, isalora, isolara, lasiroa, saroaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12