|
|
|
|

Teny iditra1  ilasiroa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa.
Ohatra  5  [2.5#] Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  7  ila, roa
Tsipelina hafa  8  lasiroa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12