|
|
|
|

Teny iditra1  indimy
Fototeny  2  dimy
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] five times
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] cinq fois
Ohatra  7  Indimy no nandefa tafika nampanaiky azy Ranavalona I, kanefa samy niala maina daholo. [2.508#232]
8  fa efa indimy mbany izao, no nifirinaina amy ny aretina mafy izay nahazo any Botovao. [2.59#225]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Tambinteny :

Fivaditsoratra  11  diminy, indimy, nidimy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21