|
|
|
|

Teny iditra1  indraim-bava
Singan-teny  2  indray, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny kely foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] just one word; a morsel of food
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] une bouchée, une chique
figuré: un mot, une parole, un rien
7  [1.8] un petit mot; une bouchée de nourriture
Ohatra  8  izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny? [2.48]
9  Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe: [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny indraim-bava io

Fivaditsoratra  12  andriambavy, indraim-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21