|
|
|
|

Teny iditra1  indraosina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  indroa
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Averina fanindroany: Tandremo sao indraosinao iny fahadisoanao iny
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] qu'on fait pour la deuxième fois
Tsipelina hafa  10  indraozina, indroasina, indroazina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny indraosina io

Fivaditsoratra  12  andosirany, anindroasy, indraosina, indroasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29