|
|
|
|

Teny iditra1  indray mahamasa-patsa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo)
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415] le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes. Environ un quart d'heure.
Voambolana  5  Fotoana
Singan-teny  6  indray, mahamasaka, patsa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07