|
|
|
|

Teny iditra1  indray maka
Singan-teny  2  indray, maka
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] once ; lit. one fetching.
6  [1.7] once, one time
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] littéralement: aller d'un seul coup; une fois
8  [1.8] une seule fois
Voambolana  9  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01