Teny iditra | indray mihira | ||
Singan-teny | indray ; mihira | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mitovitovy taona, niaraha-nilalao, niarabelona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Contemporaneous [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Enfants qui ont chanté ensemble; contemporains, de même âge [1.3] | ||
Ce sont des enfants qui ont chanté ensemble. Expression signifiant des contemporains, des gens du même âge [2.415] | |||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |