Teny iditra indray mipi-maso (indray, py, maso)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay En un clin d'oeil [1.3]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana
Ohatra Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31