Teny iditra | 1 indray mipy maso |
Singan-teny | 2 indray, mipy maso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety |
Ohatra |
5 Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [2.5] |
Fivaditsoratra | 6 indray mipi-maso, indray mipy maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |