Teny iditra | 1 indreo |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] behold! A plural form of indro. 5 [1.7] there they are! plural ofindro |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#280] pluriel de indro : les voilà! 7 [1.8] les voilà! pluriel of indro |
Ohatra |
8 [2.298#113] Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. 9 [2.357#31] indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. 10 [2.245#52] indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. |
Fototeny | 11 ireo |
Fivaditsoratra | 12 deroni, endroy, indreo, redoni, redony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |