|
|
|
|

Teny iditra1  indreto
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] behold! A plural form.
5  [1.7] here they are! plur. of indry
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#280] pluriel de indro : les voilà!
Ohatra  7  [2.69#103] Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo.
8  [2.606#195] indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto.
9  [2.643#159] Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy.
Fototeny  10  indry

Fivaditsoratra  11  indreto, tendroi, tendroy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02