|
|
|
|

Teny iditra1  iposahana
Fototeny  2  posaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#494]
Ohatra  5  Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3#494]
6  Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
7  ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136]
8  Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  ipasohana, iposahana

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/01