Teny iditra | irỳ | |||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |||
Famaritana malagasy | Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin' irỳ tendrombohitra [Rajemisa 1985] | |||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |||
Teny iditra | iry | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fitadiavana hanana. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | an ardent desire [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | désir ardent [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |