|
|
|
|

Teny iditra1  iray fileovana
Singan-teny  2  iray, fileovana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fitokoavana  4  miray hina [1.1]
Ohatra  5  ity no hasehontsika : vahoaka monina eo amin' ny farirany anankiray ka : iray firazanana, iray fiteny, iray kodrazana, iray fileovana. [1.342]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12