|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  iray venty amby zato
Singan-teny  2  iray, venty, amby, zato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny anglisy  5  a hundred and one [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  cent un [1.3#282]
Tovy hevitra  7  iraika amby zato

Teny iditra (2/2)8  iray venty amby zato
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 [2.508#486]
Fanazavàna teny frantsay  11  premier code malgache comprenant 101 articles [1.11]
Ohatra  12  Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato [2.508#536]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01