Teny iditra (1/2) | 1 iray venty amby zato |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] a hundred and one |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#282] cent un |
Voambolana |
5 Matematika: rafitrisa |
Singan-teny | 6 iray, venty, amby, zato |
Tovy hevitra | 7 iraika amby zato |
Teny iditra (2/2) | 8 iray venty amby zato |
Sokajin-teny | 9 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [2.508#486] Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.11] premier code malgache comprenant 101 articles |
Ohatra |
12 [2.508#536] Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |