Teny iditra iri-mahory ohatra ny zaza maditra
Singan-teny irina ; mahory ; ohatra ; zaza ; maditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra notadiavina mafy ho azo, nefa nony azo nampitonda fahoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29