|
|
|
|

Teny iditra1  iri-mahory ohatra ny zaza maditra
Singan-teny  2  irina, mahory, ohatra, zaza, maditra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra notadiavina mafy ho azo, nefa nony azo nampitonda fahoriana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29