Teny iditra iroa
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That one far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
 Celui-là, au loin (visible) [1.8]
Ohatra 
1Nangina iroa jiolahy. [2.895]
2Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
3tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69]
4Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245]
Sampanteny 
Tovy hevitra iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra ~ irony
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11