Teny iditra (1/2) | 1 irỳ |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin' irỳ tendrombohitra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 8 iry |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Fitadiavana hanana. |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] an ardent desire |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] désir ardent |
Voambolana |
13 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 19 iri, irỳ, iry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |