Teny iditra | 1 isa fa tsy roa |
Singan-teny | 2 isa, fa, tsy, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 incomparable, unique, sans égal [1.3] 6 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733] |
Tovy hevitra | 7 tsy manam-paharoa |
Tsipelina hafa | 8 isafatsiroa, safatsiroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |