|
|
|
|

Teny iditra1  safatsiroa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal
Singan-teny  5  isa, fa, tsy, roa
Tsipelina hafa  6  isafatsyroa, isafatsiroa
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny safatsiroa io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12