|
|
|
|

Teny iditra1  isa fa tsy roa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] incomparable, unique, sans égal
5  [2.415#1733] Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal.
Singan-teny  6  isa, fa, tsy, roa
Tsipelina hafa  7  isafatsiroa, safatsiroa
Tovy hevitra  8  tsy manam-paharoa

Fivaditsoratra  9  isafatsiroa, isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21