Teny iditra | 1 isa fa tsy roa |
Singan-teny | 2 isa, fa, tsy, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] incomparable, unique, sans égal 6 [2.415#1733] Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. |
Tsipelina hafa | 7 isafatsiroa, safatsiroa |
Tovy hevitra | 8 tsy manam-paharoa |
Fivaditsoratra | 9 isafatsiroa, isa fa tsy roa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |