Teny iditra (1/3) | 1 isy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 8 Tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao |
Teny iditra (2/3) | 9 isy |
Sokajin-teny | 10 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 alas! no! [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 hélas! non! [1.8] |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (3/3) | 15 isy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala]
[1.78] 18 nofo [Sihanaka] [1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |