Teny iditra | 1 itsofan-drano |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#791] |
Ohatra |
4 [2.59#40] Ary tamy ny andro Alahady 29 Alohotsy 1863, no nitsofan-drano nanaovana Batisa an-dRaketabao |
Fototeny | 5 tso-drano |
Singan-teny | 6 itsofana, rano |
Fivaditsoratra | 7 Andranofotsy, fisondrotana, itsofan-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |