|
|
|
|

Teny iditra1  izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Singan-teny  2  izay, rehetra, aleha, maneno, sahona, avokoa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07