Teny iditra jaka
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 
 
Tovy hevitra jomoka [fampiasa kokoa noho jamoka]

Teny iditra jaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ancien nom des boeufs [1.3]
 Zébu [1.54]
Ohatra 
1Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "Jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508]
2Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69]
Voambolana 
Tovy hevitra omby
Sary 

Teny iditra jamoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
  [Tankarana] Corbeille ?. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24