| Teny iditra (1/4) | 1 -jana- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe zanaka |
| Ohatra |
3 Namelon-jana-baratra aho!
[2.499#93]
4 Rafotsibe nanenji-jana-tsitsina : izaho ety, izy ery [2.558] |
| Teny iditra (2/4) | 5 jana |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 paradisa
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 8 jana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (même racine que dans fanjana : action de se renvoyer les torts l'un à l'autre). Plus souvent appelé anjananjana. Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae). Cet arbre a la réputation de provoquer des disputes. Arbre de mauvais augure.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 13 Jana |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Jannes
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Jannès
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Jana |
| Fivaditsoratra | 19 anja, jana, Jana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|