Teny iditra mpijanga (janga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Un libertin, une femme de mauvaise vie [1.3]
Ohatra 
1Hataon' ise mpiloka vady mpijanga? [2.529]
2Satria eo aminy no hiantombohan' ny taranaka mpidoroka, izay angamba koa ho mpiloka sady mpijanga! [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06