Teny iditra jiridahy
Singan-teny jirika ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Un brigand, un pillard, un rôdeur [1.3]
Ohatra Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437]
Mpanahaka  jiribavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04