Teny iditra | 1 jiridahy |
Singan-teny | 2 jirika, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#297] Un brigand, un pillard, un rôdeur |
Ohatra |
5 Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437#] |
Mpanahaka | 6 jiribavy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |