|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Joda
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Voambolana  3  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  4  Jude: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5  Jude: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra  6  Izany boky izany dìa nandraisan' i joda teny [1.38]
Lahatsoratra  7  Randzavola: Joda ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)8  Joda
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  10  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  11  Judah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12  Juda [2.996]
Ohatra  13  Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i joda; [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14  Toko sy andininy momba Joda
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10