Teny iditra |
kôntinanta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
|
| Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
|
| Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
|
Fanazavàna teny frantsay | Continent [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Mpanahaka |
Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy
|
|