Teny iditra | 1 kakabemaso |
Singan-teny | 2 kaka, be, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) |
Ohatra |
5 Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#] |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Tovy hevitra | 7 kakabenify, lolompaty |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |