Teny iditra (1/3) | 1 mikakakaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to laugh loudly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rire aux éclats |
Fototeny | 6 kakakaka |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, mitolakàka, mikikikiky, mitsikikikiky, mikanikany, mitsikanikany, mitokelaka, manao hehy ranovaky |
Teny iditra (2/3) | 12 mikakakaka |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny |
Teny iditra (3/3) | 15 mikakakakà |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikakakaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fototeny | 19 kakakaka |
Fivaditsoratra | 20 ikakakakam, mikakakaka, mikakakakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |