|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kakakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] loud laughter
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] éclats de rire
Ohatra  6  Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285]
7  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
8  Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895]
Voambolana  9  Feo
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15  kakakaka
Fototeny  16  kaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3#303] [duplicatif fréquentatif]
Sampanteny 
20  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21  akakakak, kakakaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21