|
|
|
|

Teny iditra1  kamaitso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ny tanavavy raha mbola kely sy maitso volo izy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] la femelle du caméléon quand elle est verte
Voambolana  5  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fototeny  6  maitso
Mpanahaka  7  kamora, kamarabe, soamarandrana, tanavavy

Fivaditsoratra  8  atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21