Teny iditra (1/2) | 1 kamarabe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415] Femelle de caméléon |
Voambolana |
5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Singan-teny | 6 kamara, be |
Mpanahaka | 7 kamaitso, kamora, soamarandrana, tanavavy |
Teny iditra (2/2) | 8 kamarabe |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [2.415] Se disait des épouses méchantes |
Ohatra |
11 [1.437#] ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra. |
Singan-teny | 12 kamara, be |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |