Teny iditra | kamora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny vantotra tanavavy, izay atao hoe koa "soamarandrana" [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Mpanahaka | kamaitso ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanavavy | |
Fivaditsoratra | kamora, kraoma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |