|
|
|
|

Teny iditra1  kambavy
Fototeny  2  vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina milaza ny biby vavy, toy ny tana na ny hala
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] la femelle du caméléon et de certaines petites araignées
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  7  kandahy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny kambavy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12