Teny iditra | 1 kandahy |
Fototeny | 2 lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny lahy amin' ny biby, izay mifanohitra amin' ny kambavy vadiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] un mâle qui a une femelle |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Tohi-kevitra | 7 kambavy |
Fivaditsoratra | 8 hadikan, hakadin, handika, hankady, kandahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |