|
|
|
|

Teny iditra1  kamora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ny vantotra tanavavy, izay atao hoe koa "soamarandrana"
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  5  kamaitso, kamarabe, soamarandrana, tanavavy

Fivaditsoratra  6  akoram, kamora, kraoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21