Teny iditra | kandahy (lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lahy amin' ny biby, izay mifanohitra amin' ny kambavy vadiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un mâle qui a une femelle [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tohi-kevitra | kambavy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |