Teny iditra kanefa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1]
Tovy hevitra nefa ~ anefa ~ kandrefa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31